Entry fanoitra (oitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vy na hazo anaingana zava-mavesatra
Zavatra atao hampirisika hanao zavatra iray: Ny fanantenam-bokatra no anisan' ny fanoitra lehibe mahatonga ny olona hiasa [1.1]
 Mpamporisika na mpanentana [1.13]
Explanations in English A lever [1.2, 1.7]
 [Mod. s. from manoitra (oitra)] a handspike, a crow-bar. [1.2]
Explanations in French Levier [1.8, 1.13]
 Facteur stimulant, aiguillon [1.13]
Examples 
1Tao no noheveriko fa fanoitra nanetsehana ny sekoly. [2.356]
2lalahy no fanoitra nanainga ahy hiakatra taty anaty ala taty. [2.643]
3ny tena hevitry ny hoe mioitra dia manainga vato amin'ny fanoitra. [2.313]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/09/29