Entry fangalabola
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-dolo: ny fandainy, izany hoe ny zanany izay ataon' ny olona hoe fangalabola, dia mikiky sy mihinina ny hazo isan-karazany, toy ny ôka, ny paiso, ny mimoza, ets. [1.10]
 Bibikely lavalava mifono ao anaty tranony vita amin' ny tapa-bozaka sy tapa-kazo madinika, mandeha na mihantona amin' ny hazo [1.1]
Explanations in French La chenille d'une espèce de Psyché [1.3]
Vocabulary 

Entry fangalabola
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Karazana manavy (biby) [1.10]
Vocabulary 

Entry fangala-bola (halatra, vola)
Part of speech locution
Proverbs 

Updated on 2020/07/31