Entry fanasaliana (saly)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka [1.1]
 Fanatanitanihana amin'ny afo [1.13]
Explanations in French Fumage [1.13]
Vocabulary 
Synonyms fanasalisaliana

Updated on 2023/01/20