Entry fanahiana (ahy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ahiahy: Be loatra ny fanahian' ny olona anao ho mpangalatra ka aleo miala eto amin' ny fokontany
Tahotra, fahatahorana: Ny fanahiana ny gadra sao mandositra no anaovana azy tsara ambina [1.1]
Explanations in English Worry, anxiety [1.7]
Explanations in French Souci, inquiétude [1.8]
Vocabulary 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20