Entry fampitaha (taha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kilalao fanaon' ny ankizivavy izay mifaninana mba hahitana izay tsara tarehy sy mahay mandihy: mifanao andaniny roa izy ireo, ka samy mifidy tovovavy iray ravahany araka ny fahaizany avy. Rehefa vonona avy izy roa dia samy miseho ary samy rafitra mampiseho ny fahakingany mandihy avy: ny be sy ny maro no mitsara [1.1]
Explanations in English A children's game. [1.2]
Explanations in French Ancien amusement des souveraines consistant à faire parer des personnes et à les faire danser au palais, (on adjugeait la palme à la plus capable, à la plus belle); les petiles filles continuent encore ce jeu sur les places publiques, surtout au Fandroana, se parent la téte avec des fleurs et dansent deux à deux, l'une en face de l'autre [1.3]
Examples 
1Voampo na voangivy notohizina natao ravaky ny ankizy, nanao fampitaha. [2.69]
2Ao ireo efa tsy hita intsony toy ny fampitaha, ny tamaboha ary ny fandriro-bola. [2.117]
Vocabulary 

Entry fampitaha (taha)
Part of speech noun
Explanations in French  [Vezo] Façon de faire soigner [1.68]

Entry Fampitaha
Part of speech name (newspaper)
Author 
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Anagrams 

Updated on 2022/11/16