Entry fampifandimbiasam-boly
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fanovaovana ny karazam-boly amin'ny tany iray mba hitsitsiana ny tsiron'ny tany [1.13]
Explanations in French Assolement, rotation de cultures [1.13]
Vocabulary 
Synonyms fanolosoloana ny voly

Updated on 2022/01/15