Entry famotsoran-keloka
Elementary words famotsorana ; heloka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fahefana manokana ananan'ny filoham-pirenena hanafoana ny sazy sy izay mety ho vokany rehetra na dia efa namoahana didimpitsarana aza [1.13]
Explanations in French Amnistie [1.13]
Examples Fari-pahefan' ny manam-pahefana mahefa ao amin' ny Firenena mpikambana ao aminy ny mikaondoha sy mampifandrindra ny heviny momba ny lalànan' ny famotsorankeloka mba hifanaraka amin' ny fanao iraisampirenena izay tsy mampiditra ho isan' ny mahazo famotsoran-keloka ny vono moka natao amin' ny zanak' olombelona, ny vono moka amin' ny ady, ary ny fanosihosena be vava ny Zon' ny olombelona sy ny fahafahana fototra. [4.27]
Vocabulary 

Updated on 2023/08/19