Entry faingo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy ( , ) Mari-pijanonan-tsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina: Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy, ny vehivavy tonga daholo rehefa olona tao an-tanàna
Mampisaraka tapa-pehezanteny mifanohitra na mifampita: Ny basy tsy re lavitra, fa ny teny no re lavitra [1.1]
Explanations in English Comma [3.1]
Explanations in French Virgule [1.5, 1.13, 1.66]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Tables and plates Punctuation marks

Anagrams 

Updated on 2023/09/09