Entry fahasalamàna (salama)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena [1.1]
Explanations in English The state of one's health; good health [1.7]
Explanations in French Santé [1.3, 1.8]
 Paix, bonheur [1.3]
Examples 
1Manao ahoana ny fahasalamana? [2.472]
2Fahasalamana tsy haha ory azy. [2.245]
3ny dokotera dia mahita fa simba ny fahasalamana; [2.285]
4Voalaza ho manimba fahasalamana ihany koa anefa izy. [2.117]
Vocabulary 
Synonyms hasalamàna
Compound words 

Updated on 2023/08/27