Entry eritreritra (eritra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisainana, asan' ny saina mamakafaka sy mandinika maharitra momba ny zavatra iray [1.1]
 Menimeny, hetsika ny saina [1.13]
Explanations in English Thought, meditation [1.7]
Explanations in French Réflexion, méditation [1.3, 1.8, 1.13]
 Pensée, conscience [1.13]
Examples 
1Aza be eritreritra ny amin' izany ianao. [1.1]
2Teo andrefan-trano Rasoa no variana sy lasa eritreritra. [2.470]
3Ambony no ho vadinao anaka, fa aza mba manana eritreritra hianao! [2.324]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : eritreritra, eritreritro, eritreritrao, eritreriny, eritreritsika, eritreritray, eritreritrareo, eritreritr', eritreri-, eritreritry
Derivatives 
Synonyms eritra
Compound words 
Titles Eritreritra fahavaratra (Rabearivelo Jean-Joseph)
Proverbs 

Updated on 2023/01/20