Entry dimby
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy: Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto
Solo: Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io [1.1]
Explanations in English Succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka [1.2]
 A successor, a replacement [1.7]
Explanations in French Successeur, remplaçant [1.8]
 Rejet, gourmand ; nom général des pousses vigoureuses qui repartent du pied d'un arbre ; taillis obtenu après la coupe à blanc d'un reboisement. [1.196]
Examples Dimby hajan' ny voninahitra io. [2.245]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/09/08