Entry didin-tsokina (didy, sokina)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Aretina amin' ny fanambanin' ny rantsan-tongotra
(didintsokina) Ratra toy ny tataka kely eo amin' ny elakela-drantsana na eo amin' ny fanambaniny, ary tsy tsaroana akory izay nahavoa azy [1.1]
Explanations in English [sokina, a small hedgehog] an injury, or chaps under the toes [1.2]
Vocabulary 

Entry didintsokina
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Petit bout d'une chose, pointe du bonnet. [1.19]

Updated on 2020/07/31