Entry | bolantany (bola, tany) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | [ bolan-tany ] Anarana omena itỳ tany onenantsika itỳ amin' ny maha-planeta azy, iray amin' ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin' ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin' ny tendron-tany [1.1] | ||||
Explanations in French | Sphère terrestre, globe terrestre [1.13] | ||||
Vocabulary | Geography: (in general) | ||||
Compound words |
| ||||
Updated on 2023/05/19 |