Entry arindrano
Elementary words ary ; rano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-damba misy sorany mitsoriadriaka mainty sy fotsy na haboka sy fotsy mifanelanelana fanaon' ny Betsileo amin' ny landy sy landihazo. Fitafy amin' ny andro malaza ny arindrano fahizay ka ny lehilahy lehibe na mpanankarena no manao azy [1.1]
Explanations in English A lamba with black stripes woven [in the Arindrano dictrict] [1.2]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Entry Arindrano
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in English Name of a well-watered district in the Betsileo province [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/11/27