Entry antsefa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kilalao isehoam-pahakingana amin' ny tanana izay alefa ka asandrahaka, toa mikainkona, mba hamelezana ny ankilany, izay manao toy izany koa: samy mikendry izay hahatratrarana ny an-daniny avy ny mpilalao [1.1]
Explanations in English A play with the hands, by which the opponents try to hurt the back of each other's hands with the finger nails. [1.2]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31