Entry antra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Fatra-pangoraka, fatra-pihetsi-po mahita ny fahorian' ny hafa: Antra olona iny vehivavy iny fa tsy mitsahatra ny manome zavatra an' izay mangataka aminy [1.1]
Explanations in French Humain [1.66]
Explanations in English Compassionate, feeling pity [1.7]
Explanations in French Compatissant, charitable [1.3, 1.8]
Examples 
1Antra olona izy [1.3]
2Hoy ianareo hoe mba antra na nitsetra ahy ny mpijery? [2.4]
3Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528]
Derivatives 
Compound words 

Entry antra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Alahelo, fangorahana, fitserana, fihetseham-po te-hamonjy nahanampy: Lehilahy be antra iny lasa iny [1.1]
Explanations in English Pity, compassion, tenderness, charity. [1.2]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/02/17