Entry | ankikely | |
Elementary words | anky ; kely | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ny kely indrindra amin' ny rantsantanana na ny rantsantongotra [1.1] | |
Explanations in French | Auriculaire [1.66] | |
Examples | Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra.
[2.436] | |
Vocabulary | Biology | |
Holonym | ||
Co-meronyms | ||
Other spellings | ankihikely | |
Updated on 2023/03/20 |