Entry ankasa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka [1.1]
 Isa azo zaraina roa marina tsara [1.13]
Explanations in English [ ankatsa ] A pair. See lomisy [1.2]
 Even (of numbers) [1.7]
Explanations in French Pair (nombre) [1.8, 1.13]
Vocabulary 
Antonyms 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/04/23