Entry angidina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina [1.1]
Explanations in English A species of dragon-fly. Libellula sp. [1.2]
 A dragonfly [1.7]
Explanations in French Libellule [1.8]
Scientific name Libellula
Vocabulary 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Analogs  ondrindrano
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31