Entry anakandroana (anakandro)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Voan' ny anakandro; matetika anefa ilazan' ny olona ny anakandro mihitsy io teny io: Toa misy anakandroana izany tavanao izany [1.1]
Explanations in French Dartreux [1.3]
 Dartre [1.54]
Examples izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2023/01/21