Entry |
ampahefatra
(efatra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [ ampahefany ] Ny antoko iray, na ny vongana iray, amin' ny zavatra nozaraina efatra mitovy [1.10]
|
| [ ampahefatra ] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina efatra: Ny ampahefatry ny roapolo dia dimy [1.1]
|
Explanations in English | [ ampahefany ] One fourth [1.2]
|
Explanations in French | [ ampahefany ] Un quart [1.3, 1.5]
|
| [ ampahefany ] Quartier [1.13]
|
Examples |
1 | ny entana hafa ampahefatry ny vidiny
[2.366]
|
2 | Dia lasany tamin' izay ny ampahefa-kareny sy ny fanjakany
[2.69]
|
3 | Iza no mahisa ny vovok' i Jakoba, Na mahisa ny ampahefatr' Israely?
[2.996]
|
4 | Fa andeha efaro itsy harena hanalan' ialahy ny any ialahy ampahefany
[2.293]
|
5 | Tsy dia maharitra loatra ny angano iray fa eo amin'ny ampahefatra adiny
[2.606]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Simple : |
ampefatra,
ampahefany,
ampahefatry,
ampahefatr,
ampahefa |
|
Compound words |
|
Analogs |
ampahatelo ~
ampahadimy ~
ampahenina ~
ampahafito ~
ampahavalo ~
ampahasivy ~
ampahafolo ~
ampahazato |
Proverbs |
|