Entry ambovo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny tsy dia manaja loatra iantsoan' ny ankizy ny ray aman-dreny ao an-trano: Ao ve, letsy, ny ambovonareo? [1.1]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31