Entry | ambontso | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Trondron-dranomasina misy vombony telo eo an-tampon-damosiny ary roa amin' ny fanambaniny; tsara nofo fa sady matsiro no malemy mora levonina (20-40 sm) [1.1] | |
Vocabulary | Zoology: fishes | |
Updated on 2020/07/31 |