Entry | alzerianina | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Alzeria (Afrika avaratra eo anelanelan' i Tonizia sy Maraoka): Manaraka ny fivavahana silamo ny Alzerianina Momba an' i Alzeria na an' i Alzeria na avy any Alzeria: Niady mafy ny mponina alzerianina vao nahazo ny fahaleovantenany [1.1] | |
Explanations in English | Algerian [3.1] | |
Explanations in French | Algérien, algérienne [3.1] | |
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: algérien. | |
Analogs | Alzeria | |
Updated on 2020/07/31 |