Entry alika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona ratsy toetra na vetaveta tsy mahalala menatra: Alika izany raha zaza. / Tsy alikan' izay zaza izany!. [1.1]
Explanations in English Used also in contempt for a human being [1.2]
Explanations in French Cynique [1.3]
 Terme d' injure : se disait de la mauvaise conduite [2.415]
Derivatives 
Compound words 

Entry alika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy ( alikalika no fampiasa kokoa) Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [1.1]
Explanations in French L'action de se montrer difficile, méticuleux, délicat [1.3]
Derivatives 
 
Synonyms alikalika
Compound words 

Entry alika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary lava vatana kokoa (amin' ny ankamaroany, satria maro karazana ny alika). Ny feon' alika dia atao hoe vovò na mivovò; indraindray izy mivovò na mitaraindraina lavareny mandritra ny alina: mitomany valala no filaza azy amin' izay. Na dia mitovy ihany aza ny nantsoin' ny Ntaolo tamin' ny hoe alika sy amboa, ny hoe amboa dia mihajahaja kokoa taminy [1.1]
Explanations in English A dog. See also amboa [1.2]
 A dog [1.7]
Explanations in French Chien [1.3, 1.54, 1.8, 1.13]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : alika, alikako, alikanao, alikany, alikantsika, alikanay, alikanareo, alikan', alikan-, alikam-
Derivatives 
 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Titles Alika iray sy boky roa (Rapatsalahy Paul)
Analogs  amboa
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/06/08