Entry ajoro (joro)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao
Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay [1.1]
 Atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray [1.13]
Explanations in French Mettre debout; mettre en station [1.13]
Examples Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony; [4.27]
Vocabulary 
Morphology 
Present : ajoro, ajoroko, ajoronao, ajorony, ajorontsika, ajoronay, ajoronareo, ajoron', ajoron-, ajorom-
Past : najoro, najoroko, najoronao, najorony, najorontsika, najoronay, najoronareo, najoron', najoron-, najorom-
Future : hajoro, hajoroko, hajoronao, hajorony, hajorontsika, hajoronay, hajoronareo, hajoron', hajoron-, hajorom-
Imperative : ajoroy

Updated on 2023/01/19