Entry ahiboka (hiboka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Hidiana amin' ny toerana anankiray ka tsy avala hivoaka: Ahibohy ao am-pahitra ny omby
Afantsika amin' ny asa iray: Nahibony tamin' ny fianarana ny zanany [1.1]
Morphology 
Present : ahiboka, ahiboko, ahibokao, ahibony, ahibotsika, ahibokay, ahibokareo, ahibok', ahibo-
Past : nahiboka, nahiboko, nahibokao, nahibony, nahibotsika, nahibokay, nahibokareo, nahibok', nahibo-
Future : hahiboka, hahiboko, hahibokao, hahibony, hahibotsika, hahibokay, hahibokareo, hahibok', hahibo-
Imperative : ahibohy

Entry ahiboka
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Nom d'une espèce d'herbe qui apaise les maux de ventre ; feuille large et épaisse. [1.19]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05