Entry afo-mololo
Elementary words afo ; mololo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mafana fo mirehidrehitra vetivety fa rehefa avy eo latsaka indray ao anatin' ny fangatsiahana: Miroborobo toa afo-mololo [1.1]
Examples Fa injay efa midonaka dia midonaka ny afo-mololo. [2.895]
Vocabulary 

Updated on 2023/04/16