Entry adijida-sefo
Elementary words adijidĂ  ; sefo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny aspirà izay amboniny sy ny adijidà tsotra ambaniny, mitovy laharana amin' ny maitre voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Vocabulary 
Origin French: adjudant-chef.

Updated on 2023/01/01