Entry Zafimaharivo
Part of speech name (ethnonym)
Examples 
1Ramaharivo na Andriamaharivo, niavian'ny Zafimaharivo, nanjaka tany Isandra. [2.508]
2Ary na dia isalasalana aza ny anarana tany amboa-lohany dia misy milaza fa taranak'i Ramarohala koa ny andriana nanjaka tany Isandra (ny Zafimaharivo), sy ny tany Manandriana (ny Zanakantara), ny tany Vohibato (Zanakantara), ny tany Lalangina (ny Zafianarana), sy ny tany Tsienimparihy (ny Zafimahafandry), sy ny tany Alananindro (ny Zafindreony) ary ny tany Homatrazo (ny Zafimahatamana) [2.508]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31