Entry vazimba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Fasana efa ela tsy fanta-tompo [1.78]

Entry vazimba
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [1.1]
Derivatives 
Compound words 

Entry Vazimba
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [1.1]
Vocabulary 
Compound words 
Titles Tantaran' ny Vazimba mainty (Rainianjanoro)
Proverbs 

Updated on 2020/07/31