Entry Tanosy
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy [ Antanosy ] Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro [1.1]
Explanations in English An islander; the name of a tribe on the south-east coast. [1.2]
Explanations in French Population de l'extrême sud-est de [...] [full text in 1.5]
 [ Antanosy ] Population du sud-est de Madagascar, qui [...] Masihanaka et Mandrare (ville principale: Tolañaro) [full text in 1.5]
Vocabulary 
Tables and plates Dialectal words
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/11/22