Entry | Salim > saly | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Tono [1.78] | |||||||||||||||
Fametrahana zavatra (hazandrano, ohatra) eo ambonin' ny fatana, hitonoana na hanamainana azy amin' ny alalan' ny setroka [1.1] | ||||||||||||||||
Explanations in French | Boucanage, fumage [1.13] | |||||||||||||||
Vocabulary | Economy: food | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Synonyms | salisaly | |||||||||||||||
Entry | Salim > saly | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [frantsay châle] Tapa-damba lehibebe, volonondry na lasoa, andrakofan' ny vehivavy ny sorony roa ka mihaona eo anoloana [1.1] | |||||||||||||||
Vocabulary | Economy: clothing | |||||||||||||||
Origin | French: châle. | |||||||||||||||
Anagrams | lasy, lisa, saly |
Salim | |||
|
| ||
|
|
Salim | |||
|
| ||
|
|