Entry | mandroso (roso) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manolotra zavatra ho an' olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary ho an' ny vahiny Manatona akaikikaiky kokoa: Mandrosoa fa aza mijajirika eo am-baravarana eo fotsiny Mitombo fahaizana: Mandroso tsara ny zanakao Mandeha tsara ka ahazoam-bola betsaka na misy tombony betsaka, mahomby: Mandroso ny fitaterana ankehitriny Lasa aloha fa tsy amin' ny toerana misy azy ihany: Nandroso haingana ny tafika Lasa nihoatra nankany amin' ny...; mitsopaka, manaoangady be lela: Mandroso lavitra dia tavitra anatin' ny ranomasina ny morontsiraka amin' itý toerana itý ~ Mandroso be loatra amin' ny taniko izany asanao izany Misondrotra, misandratra: Tsy nandroso voninahitra intsony ilay manamboninahitra [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To progress, to forge ahead; to put forward, to present; to enter a house [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Avancer, progresser; présenter une chose ou une idée; entrer dans une maison [1.8] | ||||||||
Examples | Andeha hiara-mandroso daholo isika hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao.
[2.324] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Hyponyms | |||||||||
Toponyms |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mandroso | ||||||||
Entry | Mandroso | ||||||||
Elementary words | mandroso | ||||||||
Part of speech | name (newspaper) | ||||||||
Author | |||||||||
Vocabulary | Publishers, newspapers | ||||||||
Tables and plates | All the titles | ||||||||
Updated on 2023/07/21 |