Entry | Krismasy | |
Part of speech | name (anthroponym) | |
Explanations in Malagasy | Fety lehibe ho an' ny kristianina, natao ho fahatsiarovana ny nahaterahan' i Kristy, ary naraikitra ho amin' ny faha-25 n' ny volana Desambra [1.1] | |
Explanations in English | Christmas [1.7] | |
Explanations in French | La Noël [1.3] | |
Noël [1.8] | ||
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Synonyms | noely | |
Origin | English: Christmas. | |
Analogs | paka | |
Updated on 2020/07/31 |