Entry Itompokolahy
Elementary words i~ ; tompoko ; lahy
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy Teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
Explanations in French Feu: itompokolahy Ranona (feu Untel) [1.4]
Examples 
1Itompokolahy rainao anie ka nanan-karena e! [2.643]
2Tsy nisy nilao mihitsy ny voalazan' Itompokolahy rainareo iny e! [2.470]
3Andeha mody hianareo, fa mba nahavita inona taminareo moa Itompokolahy Rainialijaona [2.324]
Vocabulary 
Synonyms Ratompokolahy
Analogs  Itompokovavy
Proverbs 

Updated on 2023/07/26