Entry Filazantsara
Elementary words filazana ; tsara
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in Malagasy Anaran-kafa ilazana ny Evanjely na Evanjily, ny Vaovao mahafaly [1.1]
Explanations in English The Gospels; the New Testament [1.2]
Explanations in French Evangile, Nouveau Testament [1.3]
 Nouveau Testament, Évangile [1.5]
Examples 
1Ny hitory ny Filazantsara no nifidianana anareo. [2.649]
2amin' ny Filazantsara, rahefa izany dia nivavaka. [2.357]
3Mety koa raha aseho eto ny asan' ny filazantsara any ny amin'ny ankizy. [1.353]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : filazantsara, filazantsaran', filazantsaran-
Prefixed : -pilazantsara, -pilazantsaran', -pilazantsaran-
Biblical quotes 
Article 

Updated on 2023/06/03