Entry doko
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Sanga na volo atao mibokoboko eo aloha na eo aoriana an-katoka
Nofo na mokon-doha hita amin' ny vavan' ny vorona indraindray na amin' ny oron' ny olona sasany [1.1]
 Ny maha-izy azy [1.13]
Explanations in French Identité [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Entry doko
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Irery, tsy manao inona [1.78]
Synonyms doka

Entry doko
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy  [Bara] [1.78]
Derivatives 

Entry Doko
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy  Demoka [3.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/08/11