Entry da
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-damba [1.1]
Explanations in English A kind of print-calico [1.2]
Explanations in French Damas, étoffe damassée [1.3]
Vocabulary 
Origin French: damas.

Entry dama
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-panoto be loba fitotoana tany mba hifatratra tsara [1.1]
Explanations in French Hie de paveur [3.1]
Vocabulary 
Origin French: dame.

Entry dama
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kilalaontsaina misy efitrefitra zato, mainty sy fotsy mifandimbindimby; ny vato dia voalahatra amin' ny laharan' efitrefitra roa farany, amin' ny andaniny sy an-kilany, ka mandroso izy ireo amin' ny laharan' efitrefitra tsy misy vato, ary dia mifampihinana amin' izay; ny an' ny dama, ihoarana no fihinana ny vato fa tsy tahaka ny an' ny fanorona izay aroso amin' ny toerana iray banga ka lany daholo ny vaton' ny ankilany amin' ny hitsin' ny tsipika nandrosoana azy; izay tapitra aloha ny vato no resy toy ny amin' ny fanorona ihany [1.1]
Vocabulary 
Origin French: dames.

Entry Dama
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Anthroponyms 

Entry Dama
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy Fanafohezan' ny anarana Radama [3.1]
Examples 
1Voalohany indrindra, lay iretsy, indro i Dama [2.48]
2Dama ô, tsy voalohany itsofako rano an' ialahy izao. [2.528]
Vocabulary 
Synonyms Damalahy ~ Ilaidama ~ Lahidama ~ Radama

Updated on 2023/07/25