Entry | Betsileo | ||||
Elementary words | be ; tsy ; leo | ||||
Part of speech | name (ethnonym) | ||||
Explanations in Malagasy | Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao [1.1] | ||||
Explanations in English | A tribe inhabiting the South-central parts of the island. [1.2] | ||||
Explanations in French | Nom d'une population du centre sud de Ma [...] [full text in 1.5] | ||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | History: clans, tribes | ||||
Titles | |||||
Tables and plates | Dialectal words | ||||
Proverbs | Proverbs containing the word Betsileo | ||||
Updated on 2023/08/12 |