Entry | z
![]() | ||
Part of speech | noun (symbol) | ||
Explanations in Malagasy | Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra
fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy,
izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny:
Toetra zavatra miova ho toe-javatra;
ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man
mba hanaovana matoanteny:
Man zaitra = manjaitra. Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1] | ||
Explanations in French | Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] | ||
Analogs | abidỳ | ||
Tables and plates | The Alphabets | ||
Articles | Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy | ||
Illustrations |
| ||
Entry | Z | ||
Part of speech | noun (symbol) | ||
Explanations in Malagasy | Zatokilao [1.13] | ||
Vocabulary | Physics | ||
Updated on 2020/11/03 |
![]() |