Entry |
tandroka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavatra mafimafy toy ny taolana mipoitra eo an-dohan' ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy,... ka ataony fiadiana sy hiarovany tena amin' ny fahavalony [1.1]
|
Explanations in English | A horn [1.7]
|
Explanations in French | Corne [1.8, 1.13]
|
| Cornes des animaux Pour les plantes, fruits ayant la forme de cornes : double follicule de nombreuses Apocynaceae En médecine populaire : nom des ventouses, parce qu'on faisait à l'origine, les ventouses avec la corne évidée d'un boeuf, percée à son sommet. [1.196]
|
Examples | Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka.
[1.437]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Analogs |
Shapes of cattle horns
|
Proverbs |
Articles |
|
Entry |
tandroka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Olona ambony ara-pahaizana na ara-pahefana ka miahy sy miaro ny vahoaka ary mitsangana ho voninahiny: Ianareo foloalindahy no tandroky ny firenena [1.1]
|
Examples | Ny faherezana hitondra fanjakana no tandroka.
[2.48]
|
|