Entry |
c
 |
Part of speech | noun (symbol)
|
Explanations in Malagasy | Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy,
fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1]
|
Analogs |
abidỳ ~
Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
|
Tables and plates |
|
Illustrations |
|
|
Entry |
C
 |
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Marika romana izay milaza ny isa 100 [3.1]
|
Vocabulary |
Tables and plates |
|
|
Entry |
c
 |
Part of speech | noun (symbol)
|
Explanations in Malagasy | Ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny
c amin'ny marika ifanekena fisika:
c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra
(300.000 noboriborina). [3.1]
|
Vocabulary |
|
Entry |
C
 |
Part of speech | noun (symbol)
|
Explanations in Malagasy | dionariña
na
karbônina.
Singa mivaingana, fahenina amin'ny
fisokajiana miherina.
[3.1]
|
Explanations in English | Carbon [3.1]
|
Explanations in French | Carbone [3.1]
|
Vocabulary |
|