Entry nanangana > manangana (tsangana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana
Mampijoro, manorina: Manangan-trano
Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina
Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka [1.1]
Morphology 
Present : manangana
Past : nanangana
Future : hanangana
Imperative : mananna
Compound words 

Entry nanangana > manangana (angana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto. [1.1]
Explanations in French Se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes) [1.3]
Compound words 

Entry nanangana > manangana (angana)
Part of speech active verb
Explanations in English  [Provincial] To lift up the head [1.2]
Compound words 

Entry nanangana > manangana
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] mijanona [1.78]

Entry nanangana > mananna (tsangana)
Part of speech imperative of active verb manangana [full list]

Anagrams 

Entry nanangana > ananganana (angana)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Telopolo andro raha ela indrindra, aorian' ny fitsipa-hana ny fangataham-pitokisana, no ananganana ny Governemanta vaovao. [2.114]
2Nino ary mbola mino ny olona maro fa tsy maintsy ananganana tsangambato ny maty mba hananany "zara tokotany" ka tsy hivezivezeny any rehetra any. [2.508]
Morphology 
Present : ananganana, ananganako, anangananao, ananganany, ananganantsika, anangananay, anangananareo, ananganan', ananganan-, ananganam-, anangana-
Past : nananganana, nananganako, nanangananao, nananganany, nananganantsika, nanangananay, nanangananareo, nananganan', nananganan-, nananganam-, nanangana-
Future : hananganana, hananganako, hanangananao, hananganany, hananganantsika, hanangananay, hanangananareo, hananganan', hananganan-, hananganam-, hanangana-
Imperative : anangano
Proverbs 

Entry nanangana > ananganana (tsangana)