Entry | 1 amandreny |
Root | 2 amana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ray aman-dreny [3.1] |
Examples |
5 Mahatoky ny ray aman-dreniny. [2.356#10] 6 Dia nisaotra ny ray amandren'ny Mpanjaka. [2.59#141] 7 Ary inona moa no manakana anareo tsy hamangy ny ray aman-dreninareo? [2.528#52] 8 Koa tsy misorona amy nareo izahay hoy izy, fa ray amandreny hianareo, ka mila fanampiana izahay. [2.59] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 amandreny, mendarañy |
Updated on 2020/07/31 |