Entry vodirindrina
Elementary words vody ; rindrina
Part of speech noun
Explanations in English [ vody rindrina ] The base of a wall [1.7]
Explanations in French [ vody rindrina ] Fond d'un mur [1.8]
 Soubassement du mur [1.13]
Examples 
1Vodirindrina no itampifiany [2.470]
2Vao nahazo medaly Rakoto ka miara-mikorana amin' ny mpifanolo-bodirindrina aminy [1.1]
3ary ny vodirindrina tandrifin' ny ipetrahan' ny mpinona dia loahany kely hiboroaka any alatrano. [2.857]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/08/26