Entry vitsy
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy maro na betsaka, tsy firy, kely isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna
Mitovy hevitra: ankavitsiana ~ azo isaina ~ azo isaina amin' ny rantsan-tanana ~ kely ~ tsirairay tadiavina ~ tsy firy ~ tsy maro ~ vitsy dia vitsy ~ vitsy kely ~ zara raha misy [Rajemisa 1985]
English definition few [Hallanger 1973]
French definition peu nombreux, rare [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
vitsy
-bitsy
Compound words, titles, names 
Examples 
1Be noho vitsy isika eto [Rapatsalahy: Kintana]
2dia andro vitsy vitsy foana [Cohen-Bessy: Rakotovao]
3Ka olom-bitsy sa vahoaka, tompoko, no manao izany? [Randriamiadanarivo: Sikajy]
Quotes 

Updated on 2020/07/31