Entry vatokaranana
Elementary words vato ; karanana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-bato mafy sy mangarangarana [1.1]
 Singa iray ao amin'ny taharon'ny granitra [1.13]
Explanations in French Quartz [1.13]
Examples ary nony voa fehy mafy tsara, dia alaina ilay tainomby no volavolaina atao lahinjiro, dia aorina analy ny lovia, dia tohanany ny vatokaranana; [2.48]
Vocabulary 
Synonyms koartsa
Other spellings 

Updated on 2023/04/13