Entry varo-maizina
Elementary words varotra ; maizina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mitovy amin' ny varotra an' elakela-trano [1.1]
Explanations in French Marché noir [1.13]
Examples Ny vidin'entana tamin'ny varo-maizina dia lasa dimy, folo, roapolo heny na mihoatra aza, amin'ny vidiny andavanandro [2.472]
Vocabulary 
Synonyms risoriso

Updated on 2023/05/23