Entry | varifitoventy | ||||
Elementary words | vary ; fito ; venty | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Anaram-bola mitovy amin' ny variraiventy impito, izany hoe mitovy lanja amin' ny voambary fito, ka ny sandany dia dimy santima amin' ny vola ankehitriny (0,05f) [1.1] | ||||
Explanations in French | Le poids de sept grains de riz; cinq centimes [1.3] | ||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Economy: finances, management | ||||
Proverbs | Proverbs containing the word varifitoventy | ||||
Updated on 2023/11/24 |